|
|
|
|

Teny iditra1  mikaratsaka
Fototeny  2 karatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina.
5 Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 karamatsaky, 10 mikaratsaka, 11 mitsakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12