|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikapoka |
| Fototeny | 2kapoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to flog, to beat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 frapper, battre, fustiger [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 mikapoka |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 manakatona (varavarana) [Bara]
pahina: Mikapoka ny masony [1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 mikapoka, 16 mikopaka, 17 mpikaoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|