Entrée | mikaona (kaona) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Anagrammes | kamoina, manaoky, manioka, mañoaky, mianoka, mikaona |
Mis à jour le 2023/10/26 |