|
|
|
|
Teny iditra
1
mijomojomo
Fototeny
2
jo
mo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina, manangoly.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mijomojomo
6
Ny lasa :
nijomojomo
7
Ny hoavy :
hijomojomo
8
Filaza mandidy :
mijomojomoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12