Entrée mijetsy
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] midina [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mitambotsitra, mihemotra [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] mihena [Rakotosaona 1975]
 miletsy, mikorotsaka [SLP 1986]
Définition française s'affaisser
¶ régresser [SLP 1986]
Morphologie 
mijetsy
nijetsy
hijetsy

Entrée mijetsy
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] miletsy, mietry, manjoko, mampidina rano anaty siny, ets. [Rakotosaona 1975]

2010/05/14