Entrée mihono (hono)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty
Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1]
Morphologie 
Présent : mihono
Passé : nihono
Futur : hihono
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/07/17