|
|
|
|

Teny iditra1  mihenatra
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Menatra noho ny fanajana be loatra ananana amin' ny olona iray: Mihenatra izaitsizy ny mpampianatra ity zaza ity. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 maharenty, 9 manehitra, 10 mihenatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12