| Entrée | 1 mihaodihaody |
| Radical | 2 haodihaody |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mivezivezy manodidina amin' ny endrika mahimahina toa mitilitily hamely: Hatry ny omaly hariva Rangahy iny no mihaodihaody eo antokotany eo [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|