|
|
|
|

Teny iditra1  mihandrina
Fototeny  2 handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miankina, mipetraka, miorina: Mihandrina amin' ny vatolampy ity trano ity ka tsy atahorana hianjera. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manindriha, 9 mihandrina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12