| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mihamalefaka | 
| Fototeny | 2malefaka | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Ohatra | 
4 Avy aiza no nampita ilay mba nofinofinao / Izay namonto, no injao / mihamalefaka ao am-po, mihamalefaka ao an-tsaina, / Toa rano nafanaina?
[1.278] 
 | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 | 
 |