Entrée | migodragodra (godragodra (godra)) | ||||||
Partie du discours | verbe actif ou adjectif | ||||||
Explications en malgache | Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Being feeble about the joints. [1.2] | ||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |