|
|
|
|

Teny iditra1  mifohafoha volo
Singan-teny  2 mifohafoha, 3 volo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny vorona mitsangantsangam-bolo noho ny fampijaliana natao taminy (izany hoe olona nampijalina ka hita miferinaina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12