Entrée mifetsy (fetsy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. [Richardson 1885]
 to trick, to get the best of [Hallanger 1973]
Définition française tromper par des ruses [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifetsy
nifetsy
hifetsy
mifetse
Exemples mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [Baiboly: 59:004:006/1 Tesaloniana 4:6..]

2013/04/16