|
|
|
|

Teny iditra1  mifetoka
Fototeny  2 fetoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
5 Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [1.2]
Ohatra  7  Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 mifetopetoka
Kamban-teny rehetra  13 tsy mifetoka

Fivaditsoratra  14 fitemoka, mifetoka, 15 mitefoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17