|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifarina |
| Fototeny | 2 farina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana.
5 (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 used of a child suffering from constipation..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 constipation des enfants.
[1.54] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 9 mitohana |
| Fivaditsoratra | 10 fimirana, 11 mafira ñy, 12 mañafiry, 13 mifanary, 14 mifanira, 15 mifarina, 16 mifiraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|