Entrée | mifaratsaka (faratsaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |