Entrée mifanizina (hizina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tery dia tery ka mifanety aoka izany [1.1]
Explications en anglais To be crowded close together [1.7]
Explications en français être serrés les uns contre les autres [1.8]
Exemples Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy. [2.472]
Morphologie 
Présent : mifanizina
Passé : nifanizina
Futur : hifanizina

Mis à jour le 2020/07/31