|
|
|
|

Teny iditra1  mifanapotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Dia lazaiko an' i dada fa amin' io "aferafera" io dia mifaninana sy mifanapotika fotsiny no atao ao satria samy te-hahazo betsaka noho ny sasany, ka izay kely hery no potika sy mon-tsana. [2.285]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29