Entrée |
mifanandrify
(tandrify)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho [1.1]
|
| Mifanaraka [1.13]
|
Explications en français | Correspondre [1.13]
|
Exemples |
1 | mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara.
[2.470]
|
2 | Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely.
[2.996]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mifanandrify |
Passé : |
nifanandrify |
Futur : |
hifanandrify |
|
Proverbes |
|