Entrée mifampivazavaza
Partie du discours verbe actif
Exemples Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy. [2.4]
Morphologie 
Présent : mifampivazavaza, mifampivazavazan', mifampivazavazan-, mifampivazavazam-
Passé : nifampivazavaza, nifampivazavazan', nifampivazavazan-, nifampivazavazam-
Futur : hifampivazavaza, hifampivazavazan', hifampivazavazan-, hifampivazavazam-

Mis à jour le 2023/01/20