|
|
|
|

Teny iditra1  mifampihinana
Fototeny  2 fihinana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  mifampihinana ny rany izy roa. [2.245#45]
5  Ataovy tsipoy mifamelona, fa aza atao vay ratsy mifampihinana. [2.558#26]
Kamban-teny rehetra  6 mifampihinana ny manta sy ny masaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09