Entrée |
mifamoivoy
(voivoy (voy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka [1.1]
|
Explications en anglais | To go and fro together like city traffic or people at the marketplace [1.7]
|
Explications en français | Se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville [1.8]
|
Exemples | Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany.
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
mifamoivoy |
Passé : |
nifamoivoy |
Futur : |
hifamoivoy |
Impératif : |
mifamoivoiza |
|
|