|
|
|
|

Teny iditra1  mifamboraka
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Fa teo ny toe-javatra natrehina, dia izahay sy i Vola nifamboraka fitiavana. [2.4]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mifamboraka, 9 mifarombaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29