|
|
|
|

Teny iditra 1  mifako
Fototeny  2 fako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to gather up rubbish. [1.2]
Ohatra  10  Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mifako
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 famoky, mifako, 14 mifoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21