|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 afaka miova hadiry. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 expansible, extensible. [1.13]

Teny iditra (2/2)5  miezana
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 mitatra na miezaka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'étirer. [1.13]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12 fanalehibeazana lavaka minify miezana

Fivaditsoratra  13 manezia, 14 miezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09