|
|
|
|

Teny iditra1  mielo
Fototeny  2 elo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to shade oneself with a parasol, to use an umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porter un parasol, un parapluie [1.8]
Ohatra  7  ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana [2.48]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mielo mena
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mielo, 14 mileo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08