Entrée midotse
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Betsileo] mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody [Rakotosaona 1975]

Entrée midotse
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Betsileo] mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy [Rakotosaona 1975]

2009/09/01