|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midona ny orana |
| Singan-teny | 2 midona, 3 orana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny enti-milaza ny voalohan-kotroka any lavitra, izay fambara ny fahatongavan' ny fahavaratra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|