|
|
|
|

Teny iditra1  midobibika
Fototeny  2 dobibika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miangona, mivangongo, mijanona mipetra-potsiny: Midobibika ao an-tokotany ao ny kitay. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12