|
|
|
|

Entrée (1/2)1  midify
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  dify
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Explications en anglais  9  [1.2, 1.7] to turn aside
10  [1.7] to dodge
Explications en français  11  [1.8] s'esquiver
Exemples  12  [2.5] Nifanofa tànana, dia samy nidify.
13  [2.471] Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha.
Analogues  14  mihodivitra, mibosiaka, mibolidy amy

Entrée (2/2)15  midify
Partie du discours  16  verbe actif
Radical  17  dify
Explications en anglais  18  [1.2] to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears
Vocabulaire  19  Coiffures

Anagrammes  20  fidimy, midify, mifidy

Mis à jour le 2025/07/29