|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  midary
Fototeny  2 dary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikajy, manaja, mitandrina (zavatra) [Tanala] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  midary
Fototeny  6 dary
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 miadana [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)9  midary
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 manaiky, mandray (hevitra) [Masikoro] [2.606#152]

Fivaditsoratra  midary, 12 midira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12