|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibohaboha
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Somebiseby. [1.1]

Teny iditra (2/2)4  mibohaboha
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mieboebo, mirehareha. [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12