| Entrée | 1 mibaradaka |
| Radical | 2 baradaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|