Entrée | 1 miatrana |
Radical | 2 atrana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [1.1] |
Explications en anglais |
5 cocked, ready. [1.2] |
Exemples |
6 na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina.
[2.472]
|
Anagrammes | 7 maiñatra, 8 manaitra, 9 manitara, 10 matriaña, 11 mianatra, 12 miatrana, 13 mitaraña, mitarana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |