|
|
|
|

Teny iditra1  miati-dranomaso
Singan-teny  2 miatitra, 3 ranomaso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign. [1.2]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08