|
|
|
|

Teny iditra1  miaraka amin' izay
Singan-teny  2 miaraka, 3 amy, 4 izay
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 at once [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tout de suite [1.8]
Ohatra  8  Nisolo akanjo haingana izy, ary nasain' Ineny namonjy fandriana niaraka aminizay sady nirakotra tsara. [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11