|
|
|
|

Teny iditra1  miapoka
Fototeny  2 apoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an-dalambe izy noho ny harerahany be loatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to fall prostrate, to fall at full length, to be prostrate.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 miapoka, 12 mipaoka, 13 mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02