|
|
|
|

Teny iditra1  miantsambo
Fototeny  2 an-tsambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 naviguer. [2.996]
Ohatra  5  Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hanatrika an' i Sezara hianao, ary indro efa nomen' Andriamanitra anao izay rehetra miara-miantsambo aminao. [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 manambotsy, 10 miantsambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12