|
|
|
|

Teny iditra1  miantoraka
Fototeny  2 antoraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin' ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin' ny reniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to throw stones, spears, etc.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 manarotika, 11 miantoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12