|
|
|
|

Teny iditra1  miandra lahy miandra vavy
Singan-teny  2 miandra, 3 lahy, 4 vavy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza sakan-jaza lahy na vavy efa lehibebe ka mahatsiaro faniriana te-hanambady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12