|
|
|
|

Teny iditra1  miambakambaka
Fototeny  2 ambakambàka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakambaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8 miambakavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12