|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mialoka |
| Fototeny | 2 aloka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun..
[1.2] 6 to go into the shade; to take shelter. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 se mettre ou être à l'ombre; s'abriter.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 kaliôma, 13 kimalao, 14 Mailoka, mailoka, 15 makalio, 16 mialoka, 17 mikaloa, 18 milaoka, 19 miloaka, 20 miolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|