Entrée mialina andro
Mots élémentaires mialina ; andro
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka [1.1]
Exemples Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. [2.643]

Mis à jour le 2023/06/13