|
|
|
|

Teny iditra1  miakanakana
Fototeny  2 akanakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to hesitate in speaking, to demur.. [1.2]
6 to speak hesitantly or brokenly.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 balbutier, parler avec hésitation; bégayer.. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 miakanakana, 13 mianakanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02