| Entrée | 1 miaka-drova |
| Mots élémentaires | 2 miakatra, 3 rova |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|