|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miainaina
Fototeny  2 ainaina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [miaiñaina] 4 miemponempona. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 to catch one's breath, to breathe feebly. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  miainaina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Omby bikana tsy dia matavy loatra. [Betsileo] [1.1]

Fivaditsoratra  12 miainaina, 13 mianiania

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12