|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  memy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taranaka. [1.1]

Teny iditra (2/3)4  memy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin' ny memy no andiovana ny volafotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a crucible, a furnace for smelting metal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 creuset, fournaise pour fondre les métaux. [1.8]
Ohatra  9  izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy [2.996]

Teny iditra (3/3)10  memy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (nom et adjectif) Choses jugées incompatibles avec un traitement et que le patient doit s'interdire. Le choix de ces interdits (memy) était considéré comme la plus haute importance ; parlant du moasy qui les prescrit. Dandouau écrit : « Tout d'abord, il frappe ainsi l'imagination du malade, puis il se ménage une échappatoire pour le cas où ses prescriptions resteraient sans effet ; si le malade ne guérit pas, c'est qu'il n'a pas observé scrupuleusement les memy ».. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12