|
|
|
|

Teny iditra1  MDRM    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 Sigle de "Mouvement Démocratique de la Rénovation de Madagascar", mouvement anti-colonialiste créé à Paris en 1946 [1.5]
Ohatra  4  Nilaza io fa nosamborina daholo ny mdrm ao an-tanàna ary feno Vazaha sy milisy misava eny rehetra eny. [2.472#]
5  Isan' ireny Dr Razafimahefa, Prezidan' ny Sampana mdrm teo an-tanàna, nanana zanaka nianatra tao amin' ny kilasiko. [2.356#]
Voambolana  6  Fikambanana
Tovy hevitra  7 deremo
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07