|
|
|
|

Entrée1  mby
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy
Explications en anglais  10  [1.7] at the point of
Explications en français  11  [1.8] sur le point de
Exemples  12  [2.324] Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;

Mis à jour le 2025/08/10