|
|
|
|

Teny iditra1  mbay
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 (kianteny) Mihataha kely (teny entina mangatadalana, solon' ny "aza fady"): Mbay, tompoko / Mbay lalàna tompoko
4 Mialà, miesora (teny entina mandroaka): Mbay arỳ fa manelingelina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 please; will you let me pass? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'il vous plaît: prière de me laisser passer, [1.8]
Kamban-teny rehetra  7 mbay lalana

Fivaditsoratra  8 amby, mbay, 9 mbia, 10 mibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08